NEWS DEBAT MAGAZINE FEON'NY LAKROA MPIVAHINY
Brèves Articles

Fiainan'ny mponina

Mitandrina amin'ny fampiasana

Fanantenana | 16 SEP 2026
Fitaovana ampiasain’ny olona maro amin’izao fotoana izao mba hihainoana mozika, na handraisana antso ny "écouteurs". Ao anaty taksibe, eny an-dalambe, lahy sy vavy, tanora sy olon-dehibe manana écouteurs sy casque araka ny karazany avy. 3000Ar dia efa mahazo, tsy sarotra hita io fa ny mpivarotra mandehandeha manana azy. 20.000Ar kosa no mahazo ilay tsy misy tadiny intsony mampifandray ilay "écouteurs" amin'ny findainao. Lamaody be mihitsy ilay sofina mitampina "écouteurs" dia hadino fa mila ampiasaina amim-pitandremana izy ireny. ‎

Mailo ‎

Tsy mampiasa "casque" rehefa miampita arabe na eny amin’ny toerana mety hampidi-doza, satria mila mandre tsara ny zava-mitranga manodidina antsika isika. "Tsy nandre izay ambonin'ny tany aho satria nidoboka be ilay "casque" vao azoko hay ilay fiara efa ela ni-klaxone ahy tao aoriana! Izaho amin'io efa tafalatsaka anaty arabe saingy tsy tonga saina", hoy i Hiacynthe, tanora mifampizara. Misy ankizy koa variana mihaino hira ka lasa mora ambakain'ny mpanao ratsy satria very ilay fahamailona rehefa misy mitatatata tsy an-kijanona eo am-poto-tsofina eo. Miraikiraiky ho azy eo, dia lasan'ny olona hatramin'ny finday. Tsy tonga saina avy eo raha tsy any an-trano.

‎Fahasalaman'ny sofina ‎

Tsara ny manamarika fa raha avo loatra ny feo na ampiasaina mandritra ny fotoana lava ireny "casque" ireny, dia mety hanimba ny sofina satria mety hampihena ny fahafahana mandre. Mahafinaritra be ny mozikan-dry Chantal Michaondrahondra, sy ny zanak'Antesaka an'i Sakaté Boy, azo tehirizina anaty finday henoina amin'ny fotoana rehetra mihitsy ireny hira malaza ireny, miampy izay hira rehetra ankafizina manokana saingy tsara ny mampihena ny feo, ary indrindra miato matetika rehefa tsy maintsy mampiasa "écouteur". Aiza ka ny an'ny sasany, efa tafiditra ny faritry ny sekoly, hamonjy fianarana mbola tsy miala eo an-tsofina ihany ilay zavatra. Aza avela ho tonga loharanon-doza ny zavatra natao hampifalifaly anao. ‎


Dans la meme rubrique

▶ La balade du prédateur heureux
▶ Fikaonan-doham-pirenena sy dinika ho an’ny fifidianana
▶ Fidiran’ny mpianatra 2026 – 2027
▶ Importation de riz et information
▶ FC Rouge s’arrête et CFFA continue
▶ Mitandrina amin'ny fampiasana
▶ Ho any New York ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika
▶ ‎Fahadiovan'ny helika
▶ Tsy maintsy hanadinana amin’ny Bepc ny Taranja Anglisy
▶ 17 septembre : Une commémoration en mode cacophonie
▶ Azo eritreretina ve ny hisian’ny taksibe natokana ho an’ny mpianatra?
▶ Efa miasa ny Gara Amoronankona
▶ Mandry fahalemana ve ny tanàna ?
▶ Les silences révélateurs du PAN
▶ La FMF clôt le dossier Boucher
▶ Amoronakona sy ny ambaran’ny anarany
▶ Olona am-polony maro no maty any Ifanadiana
▶ Mbola avy any Ifanadiana ihany
▶ Ahetsiketseho ny vatana
▶ Tsy mampisondrotra ny fahazarana mividy zavatra amoron-dalana
▶ Andro tsy hiasana ny 25 septambra 2026
▶ Affaire Boeing 777 : renvoi de l’affaire au 27 octobre
▶ Lavo i Maître Kira
▶ Fihaonan’ny FFRM sy ny diaspora any Amerika Avaratra
▶ Resy 1-2 ny Barea
▶ RDB : 30 taona nitoriana ny Vaovao Mahafaly sy nanasoavana ny fiarahamonina
▶ Histoire des 49 Indonésiens, lue dans la presse
▶ Delta Force et le démantèlement d’un réseau de tricheurs
▶ Fanazavana momba ny Delta Force
▶ Déballage par Haingo Ravatomanga
▶ L'Haltérophilie au firmament
▶ Tsiahin’ny fanambaran’ny miaramila ny 11 oktobra 2025
▶ Trois judokates avec un parcours éclair.
▶ Cadeau d’anniversaire : Mamy Ravatomanga reste en prison.
▶ Manome fahafaham-po ny mpanjifa
▶ Miara-miomana amin’ny loza mety hitranga Ambatovy sy ny BNGRC
▶ Un milliard ariary de dommages et intérêts et 4 ans de prison
▶ Extradition de Vida Loca vers Madagascar
▶ Macky Sall retire sa candidature
▶ Zigle grand absent au mondial de Pétanque 2026
▶ Brouhaha et interférences médiatiques
▶ Au Brésil, Lula sort vainqueur sur le fil
▶ Enfin les Malagasy, amateurs de foot, exultent
▶ King Harry et Queen Alexia sur le trône.
▶ Comprendre le vote du Ballon d’Or
▶ Benyamin Netanyahou viré ?
▶ On ne badine pas avec Mao
▶ Russie-Afrique : les grandes lignes de ce troisième sommet
▶ Troisième transfert ver la Chine, de Chinois condamnés
▶ JOJ 2026 : première historique en Afrique
▶ Un soupçon de chinoiserie
▶ Que rapporte le PRRM de Moscou ?
▶ Consultation nationale en vue de la préparation des élections : discours divergents
▶ Ireo fanapahan-kevitra nolaniana tamin'ny dinika fanomanana ny fifidianana, ny 9 sy 10 novambra 2026
▶ Les différents pays organisant un sommet avec l'Afrique
▶ Le mondoraid du PRRM
▶ Mamy Ravatomanga effectue une énième tentative

Feon'ny Lakroa




Mentions Légales | © Lakroa Media 2026